Entry (1/3) | 1 heloka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] crookedness |
Explanations in French |
5 [1.8] courbure |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 20 Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' (Ramangamalefaka) |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word heloka |
Entry (2/3) | 22 heloka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy |
Explanations in English |
25 [1.2] perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. 26 [1.7] guilt; condemnation |
Explanations in French |
27 [1.8] faute, culpabilité; condamnation |
Examples |
28 Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508#] 29 Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#] 30 heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#] |
Vocabulary |
31 Law |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 40 heloka |
Part of speech | 41 noun |
Explanations in French |
42 [1.19] [Tankarana]
colère |
Vocabulary |
43 Emotions |
Derivatives |
|
Other spellings | 45 eloke, eloko |
Anagrams | 46 ahelok, heloka |
Updated on 2023/06/19 |