|
|
|
|

Entry (1/3)1  hetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianampoinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin' ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dcl); io vary azo tamin' ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin' ny vata) ka avy amin' izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana
(ankehitriny) Vola aloa amin' ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan' ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin' ny harena ananana
Explanations in English  4  [1.7] Taxes
Explanations in French  5  [1.8, 1.5] Impôt, taxe
6  [1.5] Redevance
Examples  7  Azo anaovana fitakiana aty aoriana ny mpandoa hetra nanadino nanambara ny hetra izay zakainy, na nanao hosoka tamin' ny sara tsy hita fototra. [4.27#]
8  Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-17, dia dia efa nampanaiky an' Antsihanaka Andriamandisoarivo, Mpanjakan' i Boina ka nampandoa hetra azy. [2.508#]
Vocabulary  9  Economy: finances, management
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word hetra
Article  19  Randzavola: hetra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)20  hetra
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Anarana hafa ilazana ny fehikibo.
Explanations in French  23  [1.5] Ceinture
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :
28  Adjectives :
Synonyms  29  fehikibo, fehinkibo

Entry (3/3)30  hetra
Part of speech  31  adverb [Full list]
Explanations in French  32  [1.19] [Tankarana] depuis que. § hàtra.
Synonyms  33  faitra

Anagrams  34  hetra, treha

Updated on 2023/05/22