Entry (1/2) | 1 hetsy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina |
Explanations in English |
4 [1.7] a hundred thousand |
Explanations in French |
5 [1.8] cent mille |
International |
6 [3.1] 100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000 |
Examples |
7 Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [1.38] 8 Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437#] 9 Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366#] |
Vocabulary |
10 Mathematics: arithmetic |
Derivatives |
|
Tables and plates |
12 The Numbers |
Article |
13 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entry (2/2) | 14 hetsy |
Part of speech | 15 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Bara]
|
Derivatives |
|
Anagrams | 18 hetsy, tsehi |
Updated on 2024/10/04 |