|
|
|
|

Entry (1/3)1  hofana (hofa)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany [1.1]
4  Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  hofaina

Entry (2/3)10  hofana (hofa)
Part of speech  11  passive verb
Explanations in Malagasy  12  Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
Explanations in English  13  To be rented from someone [1.7]
Explanations in French  14  Qu'on loue de quelqu'un [1.8]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Entry (3/3)19  hofaña
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  22  Kankana mena monina amin'ny tany mandomando [1.78]

Anagrams  23  fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana

Updated on 2020/07/31