Entry | 1 ilay fito |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Meteorology |
Explanations in Malagasy |
4 Andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [1.1] 5 Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [1.1] |
Explanations in English |
6 Seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [1.2] |
Elementary words | 7 ilay, fito |
Updated on 2023/04/16 |