Entry (1/2) | 1 jako |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Lava manify mitezotezo [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 5 jakojako |
Entry (2/2) | 6 jako |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Zoology: mammals |
Explanations in Malagasy |
9 Karazam-biby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin' ny rafitry ny tenany, izay feno volo maniry [1.1] 10 Enti-milaza olona faran' izay ratsy tarehy [1.1] |
Explanations in English |
11 A monkey (African) [1.7] |
Explanations in French |
12 Singe [1.54] 13 Singe (africain) [1.8] |
Synonyms | 14 rajako |
Anagrams | 15 jako, koja |
Updated on 2020/07/31 |