|
|
|
|

Entry (1/2)1  jirika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [1.1]
Explanations in French  4  Commerce, trafic en détail, vente d’esclave [1.3#296]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Nouns :
9  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)11  jirika
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Law
Explanations in Malagasy  14  Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo [1.1]
15  Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [1.1]
Explanations in English  16  A band of robbers [1.7]
Explanations in French  17  Pillards qui vont par bande [1.3#296]
18  Brigandage en bandes. [1.19]
19  Bande de pillards [1.8]
Examples  20  Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324]
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word jirika

Anagrams  23  jirika, kirija

Updated on 2023/09/08