Entry (1/2) | 1 kakakaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. |
Explanations in English |
4 [1.7] loud laughter |
Explanations in French |
5 [1.8] éclats de rire |
Examples |
6 Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [2.285] 7 kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472] 8 Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895] |
Vocabulary |
9 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 15 kakakaka |
Root | 16 kaka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3#303] [duplicatif fréquentatif] |
Derivatives |
|
Anagrams | 21 akakakak, kakakaka |
Updated on 2023/01/20 |