Entry (1/2) | 1 kalanoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [Betsileo]
Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) |
Explanations in French |
4 [1.196] (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina. [Betsileo]
|
Examples |
5 Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [2.471] |
Vocabulary |
6 Botany |
Analogs | 7 kalamavo, kalamena, kalamongo, kalavory |
Entry (2/2) | 8 Kalanoro |
Part of speech | 9 proverbial name [Full list] |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo |
Explanations in French |
11 [1.3#305] Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine |
Examples |
12 Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny kalanoro. [2.508] |
Vocabulary |
13 Religions, Beliefs |
Anagrams | 14 ankolaro, Kalanoro, kalanoro, loka rano, nalaroko |
Updated on 2022/06/02 |