Entry (1/2) | 1 kamarabe |
Elementary words | 2 kamara, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay [1.1] |
Explanations in French |
5 Femelle de caméléon [2.415] |
Vocabulary |
6 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 7 kamaitso, kamora, soamarandrana, tanavavy |
Entry (2/2) | 8 kamarabe |
Elementary words | 9 kamara, be |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 Se disait des épouses méchantes [2.415] |
Examples |
12 ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra. [1.437#] |
Updated on 2023/12/09 |