|
|
|
|

Entry1  kambontsinay
Elementary words  2  kambo, tsinay
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1]
Examples  5  Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424#]
Vocabulary  6  Biology

Anagrams  7  ambonintsika, kambontsinay, niombantsika, nitsambokina, nombaintsika

Updated on 2023/12/11