Entry (1/3) | 1 kepoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy [1.1] |
Explanations in English |
4 Confounded, astonished [1.2#328] |
Examples |
5 kepoka aoka izany Ingahy Rabery. [2.499#] 6 ka kepoka foana teo izy nony nandre izany. [2.69#] |
Entry (2/3) | 7 kepoka |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Sound |
Explanations in Malagasy |
10 Feo heno amin' ny fitsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony [1.1] |
Explanations in English |
11 The sound of anything crunched with the teeth, as hard biscuits, etc., or of a sharp blow [1.2] 12 A crunching sound [1.7] |
Explanations in French |
13 Bruit de ce qui craque sous les dents [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 19 kepoka |
Part of speech | 20 noun |
Vocabulary |
21 Botany |
Explanations in French |
22 Se dit des fruits vides, dont l'intérieur est creux. Par exemple : Voanjo kepoka : arachide dont les graines ont avorté et dont la coque est vide. [1.196] |
Anagrams | 23 kapoke, kepoka, kopake |
Updated on 2022/05/27 |