Entry | kintana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1] | ||
Explanations in English | A star [1.7] | ||
Explanations in French | étoile [1.8] | ||
Examples | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470] | ||
Vocabulary | Astronomy | ||
Compound words |
| ||
Hyponyms | |||
Proverbs | Proverbs containing the word kintana | ||
Article | Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly | ||
Anagrams | kintana, tankina |
Updated on 2023/08/12 |