|
|
|
|

Entry1  kirobo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F) [1.1]
Examples  4  kirobo an-dafin-tsaha
sikajy an-konahona
[2.131]
Vocabulary  5  Economy: finances, management
Proverbs  6  Proverbs containing the word kirobo

Anagrams  7  kirobo, kobory

Updated on 2020/07/31