Entry |
lofo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sakalava]
Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [1.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
lofo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [1.1]
|
Explanations in English | Persistence [1.7]
|
Explanations in French | Courage, persistance [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
|
Entry |
lofo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Henam-pandevenana [1.78]
|
| [Bezanozano]
Omby vonoina amin'ny fahafatesana [1.78]
|
| Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1]
|
Explanations in English | Cattle slaughtered for the dead (prov.) [1.7]
|
Explanations in French | Boeufs immolés pour les morts [1.8]
|
Derivatives |
|
|