Entry | 1 lohavary |
Root | 2 loha, vary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny mongomongo amin' ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita voalohany eo amin' ny sahafa rehefa manofa vary, ka avy amin' izany no nahatongany anarany [1.1] |
Explanations in French |
5 (de loha : tête, début et vary : ici dans le sens de riz décortiqué). Nom qu'on donne aux grains de riz brisés au cours du pilonnage lorsqu'on décortique le riz à la main avec un mortier et un pilon. Ces grains brisés, plus légers que les grains entiers, peuvent être séparés lors du vannage, ou au moyen d'un crible. Ne pas confondre avec lohambary. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
6 Botany |
Anagrams | 7 halaviro, loharavy, lohavary |
Updated on 2020/07/31 |