Entry (1/2) | 1 longoza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia ny raviny [1.1] 4 Aframomum angustifolium K. Schum (Zinzibéracées). Oe (écharde): tovon-dongoza, tsy misy ravina: asitrika anaty afo, dia apetaka eo amin' ny vava fery. [2.86] |
Explanations in English |
5 a species of cardamom plant. The leaves are frequently used as substitutes for spoons. Known in Mauritius as Longouze (Amomum angustifolium, Hanb.) Same as lingoza (Betsimisaraka) [1.2] |
Explanations in French |
6 plante; longouze, dont les feuilles sont employées souvent en guise de cuillère. Amomum Daniellii. [1.3] 7 (étymologie probable : de lona : rester longtemps absent et hozana (prononcé hoza sur la côte Ouest) : éprouver des difficultés . le fruit était consommé au cours des longues randonnées en brousse). À l'origine, ce nom ne désignait qu'une espèce. Aframomum angustifolium (Sonn.) K.Schum. (Zingiberaceae). Grande plante herbacée à rhizome, dont les fruits, qui poussent au ras du sol, sont comestibles et excellents, très recherchés. Les feuilles servaient autrefois de cuiller rustique pour manger le riz, on les jetait après usage (d'après A. Grandidier). Le rhizome est parfois utilisé aussi comme condiment. Par la suite, on a également donné ce nom à une espèce introduite et naturalisée surtout sur le versant oriental et dans le Sambirano (voir longozabe). [Sakalava] [1.196] 8 [Tsimihety] 9 [Merina] |
Examples |
10 Nitehaka izahay ankizy rehetra, satria hitsangatsangana any anaty ala hitady longoza sy hihaza bibikely sy lolo, rehefa avy mandro. [2.332#42] 11 Tanàna kely toy ny tanànan' ny Betsimisaraka rehetra ihany Antanambao, dia trano falafa sivy na folo hodidinin' ny saha madinika voavoly saonjo sy mangahazo miady sisina amin' ny longoza sy ny radriaka tsy misy hirangirany. [2.529#6] |
Vocabulary |
12 Botany: grass |
Other spellings | 13 lingoza, longozy, longozo |
Synonyms | 14 angezoka, volongoja |
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Scientific name |
|
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 21 Longoza |
Elementary words | 22 longoza |
Part of speech | 23 name (toponym) [Full list] |
Examples |
24 Ny Fizarana faharoa dia ny fankalazana samihafa : fakana ranomahery, fanomanana ny Volohatra sy longoza ilain' ny Mpifady amin' ny fisotroana ny betsa na ny toaka eo amin' ny fankalazana; [2.508#245] |
Vocabulary |
25 Geography: towns |
Anagrams | 26 longoza, Longoza |
Updated on 2020/07/31 |