Entry |
mahafinaritra
(finaritra)
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra ~ Olona mahafinaritra Rakoto Tsara, soa, kanto: Lahateny mahafinaritra no nandraisana ny filohan' ny Nosy [1.1]
|
Explanations in English | To please, to render happy, to gratify, to delight [1.2]
|
| To please To be enjoyable; fine, beautiful [1.7]
|
Explanations in French | Qui fait plaisir; beau, superbe [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mahafinaritra |
Past : |
nahafinaritra |
Future : |
hahafinaritra |
|
Proverbs |
|