Entry |
mamboly
(voly)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
|
Explanations in French | Planter, cultiver [1.13, 1.196]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ mambôly ] Planter, cultiver Planté, cultivé [1.405]
|
Examples |
1 | Mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona;
[2.59]
|
2 | Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany!
[2.117]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamboly |
Past : |
namboly |
Future : |
hamboly |
Imperative : |
mambole |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|