|
|
|
|

Entry1  mamoky (voky)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe 4  Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
Explanations in English  5  to satisfy with food; subvert [1.7]
Explanations in French  6  rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Examples  7  Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mamoky

Updated on 2023/01/20