Entry |
mampihomehy
(homehy (hehy))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy |
[1.1]
|
Explanations in English | To cause laughter; laughable [1.7]
|
| Ridiculous [1.17]
|
Explanations in French | [1.3]
|
| Faire rire; risible, drôle, humoristique [1.8]
|
| Ridicule [1.9]
|
| Marrant: Tantara mampihomehy (Histoir [...] [full text in 1.66]
|
Examples |
1 | Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy?
[2.285]
|
2 | Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo.
[2.895]
|
3 | Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy.
[2.356]
|
|
Morphology |
Present : |
mampihomehy |
Past : |
nampihomehy |
Future : |
hampihomehy |
|
|