|
|
|
|

Entry (1/3)1  mamy
Root  2  hamy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely
5  Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka
6  Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [1.1]
Explanations in English  7  sweet [1.2, 1.7]
8  well-liked [1.7]
Explanations in French  9  doux
10  chéri [1.3, 1.8]
11  suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [1.3]
12  sucré [1.8]
13  doux, sucré, de hamy : saveur du miel, comparer au Malais : manis, au Dayak : anis, etc.). Pour les Bara la signification est plus étendue qu'en Imerina et peut se traduire : qu'on aime, qu'on mange volontiers. [Bara] [1.196]
Examples  14  mamy ny zanaka nateraka [2.48]
15  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [2.472]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Synonyms  19  fy, mafilotra, matsiro
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Titles  35  Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana)
36  Fiteny Mamiko : kilasy fahatelo (Rajemisa-Raolison Régis)
37  Mamiko toy ny tantely : Fianarana mamaky teny (taona faharoa) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)
38  Mifalia ny tany mamiko (Rakoto Odeam)
39  Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François)
Proverbs  40  Proverbs containing the word mamy

Entry (2/3)41  mamy
Part of speech  42  active verb
Explanations in Malagasy  43  manafina [Taisaka] [1.78]

Entry (3/3)44  mamy
Part of speech  45  noun
Explanations in French  46  Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Plante suffrutescente dont les tiges ont une saveur sucrée [Bara] [1.196]
Vocabulary  47  Botany
Scientific name 

Anagrams  49  amim, amim-, mamy, miam, mima

Updated on 2023/06/16