Entry (1/2) | 1 manahy |
Root | 2 ahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara 5 Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [1.1] |
Explanations in English |
6 to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. [1.2] 7 to care for, to be concerned about ; to worry [1.7] |
Explanations in French |
8 s'occuper de; avoir de l'inquiétude [1.8] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 manahy |
Root | 18 hahy |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary [1.1] |
Explanations in English |
21 to dry by exposure to the sun or air. [1.2] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 27 hamany, hamina, hanaim, hanamy, hanima, ihanam, mahina, mahiña, manahy, mihana, namahy, nimaha |
Updated on 2023/08/11 |