Entry (1/2) | 1 manantena |
Root | 2 antena |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy |
Explanations in English |
5 [1.2] to hope for, to expect. 6 [1.7] to hope, to expect |
Explanations in French |
7 [1.8] espérer, s'attendre à |
Examples |
8 Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#] 9 manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manantena |
Entry (2/2) | 17 manantenà |
Root | 18 antena |
Part of speech | 19 imperative of active verb manantena [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Anagrams | 22 anantenam, anentanam, manantane, manantena, manantenà, manentàna, manentana, namantena |
Updated on 2022/09/08 |