|
|
|
|

Entry1  mandavantaona
Root  2  lava, taona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandritra ny taona manontolo
Maharitra ela tsy an-kijanona
5  [1.13] tsy mitsahatra mandritra ny taona
Explanations in French  6  [1.13] qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent
Vocabulary  7  Time
Synonyms  8  maharitra
Proverbs  9  Proverbs containing the word mandavantaona

Updated on 2020/07/31