|
|
|
|

Entry (1/2)1  maharitra
Root  2  ritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in French  4  [1.3] qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer

Entry (2/2)5  maharitra
Root  6  aritra
Part of speech  7  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise?
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] to endure, to persevere
10  [1.2] to be capable of enduring
11  [1.7] to bear, to carry on; to last
Explanations in French  12  [1.3, 1.8] endurer, durer
13  [1.3] persévérer, être constant, rester
14  [1.8] supporter
15  [1.13] permanent, durable
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Synonyms  20  mandavantaona
Analogs  21  miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra
Compound words 

Anagrams  31 

Updated on 2025/01/21