Entry (1/2) | 1 maharitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in French |
3 [1.3] qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer |
Root | 4 ritra |
Entry (2/2) | 5 maharitra |
Part of speech | 6 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? |
Explanations in English |
8 [1.2, 1.7] to endure, to persevere 9 [1.2] to be capable of enduring 10 [1.7] to bear, to carry on; to last |
Explanations in French |
11 [1.3, 1.8] endurer, durer 12 [1.3] persévérer, être constant, rester 13 [1.8] supporter 14 [1.13] permanent, durable |
Root | 15 aritra |
Morphology |
|
Synonyms | 20 mandavantaona |
Analogs | 21 miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra |
Compound words |
|
Proverbs | 32 Proverbs containing the word maharitra |
Anagrams | 33 hamaritra, hamiratra, hiramatra, hiraratam, maharitra, mahiratra, miharatra |
Updated on 2025/03/04 |
![]() |