Entry | 1 mandavantaona |
Root | 2 lava |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Time |
Explanations in Malagasy |
5 Mandritra ny taona manontolo 6 Maharitra ela tsy an-kijanona [1.1] 7 tsy mitsahatra mandritra ny taona [1.13] |
Explanations in French |
8 qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent [1.13] |
Synonyms | 9 maharitra |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mandavantaona |
Updated on 2020/07/31 |