|
|
|
|

Entry1  mandavantaona
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandritra ny taona manontolo
Maharitra ela tsy an-kijanona
4  [1.13] tsy mitsahatra mandritra ny taona
Explanations in French  5  [1.3] Passer l’année à, durant l'année
6  [1.13] qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent
Examples  7  [2.285#315] Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako
8  [1.436] Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona
9  [2.5#32] Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana?
Vocabulary  10  Time
Synonyms  11  maharitra
Proverbs  12  Proverbs containing the word mandavantaona

Updated on 2025/02/16