|
|
|
|

Entry (1/3)1  maneno
Root  2  neno
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany?
Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely
Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona
Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako
Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany...
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] To sound
6  [1.2] To crow, to sing, to chirp, to ring.
7  [1.7] To ring out
Explanations in French  8  [1.3, 1.8] Sonner, retentir
9  [1.3] Produire un son, résonner, crier, chanter, braire
Examples  10  Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470]
Vocabulary  11  Sound
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  25  Proverbs containing the word maneno

Entry (2/3)26  mañeno
Root  27  eno
Part of speech  28  active verb
Explanations in Malagasy  29  [1.78] [Taisaka, Sihanaka] maneno

Entry (3/3)30  maneno
Part of speech  31  active verb
Explanations in Malagasy  32  [1.78] [Taisaka] mampiempo (tenoy)

Anagrams  33  anonem, mañeno, maneno, manone, menona, monèna, monena, nameno, nanemo, nanome, naonem, nomena, onenam

Updated on 2023/06/18