|
|
|
|

Entry1  maneno akoho
Elementary words  2  maneno, akoho
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona)
Explanations in English  5  [1.7] cock crow in the morning
Explanations in French  6  [1.8] au chant du coq le matin
7  [2.415] Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers.
Examples  8  Vao maneno akoho no lasa izy [1.1]
9  naneno akoho voalohany tamin' izay. [2.470]
Vocabulary  10  Time
Compound words 

Updated on 2023/10/20