Entry 1/2 manjamaso (manja, maso)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" [1.1]
Vocabulary 

Entry 2/2 manjamaso (manja, maso)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony [1.1]

Updated on 2020/07/31