Entry | 1 manjoretra (joretra) |
Part of speech | 2 active verb |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy |
4 Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1] |
Explanations in English |
5 To be silent, to be thoughtful, to be melancholy [1.7] |
Explanations in French |
6 être silencieux, morne, mélancolique [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mijoretra |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manjoretra |
Updated on 2023/01/20 |