Entry | 1 marofy |
Root | 2 rofy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1] |
Explanations in English |
5 ill, feeble [1.7] |
Explanations in French |
6 débile, maladif [1.8] |
Examples |
7 Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996] |
Vocabulary |
8 Health |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 17 famory, iforam, marofy, miforà, mifora, raofim |
Updated on 2023/05/15 |