|
|
|
|

Entry1  miabily (abily)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? 4  Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra 5  Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1]
Explanations in English  6  To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena

Updated on 2023/01/20