Entry |
mianakavy
(anaka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [1.1]
|
Explanations in French | Ceux qui composent la famille, la parenté [1.3]
|
| Toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [full text in 1.5]
|
Examples |
1 | Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy.
[2.4]
|
2 | Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy.
[2.470]
|
3 | Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy.
[2.649]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|