Entry |
miharihary
(harihary)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany
[1.1]
|
Explanations in English | Exposed, open, manifest; fig. ashamed. [1.2]
|
| To be evident, to be plain view [1.7]
|
Explanations in French | être en vue; être évident [1.8]
|
Examples | Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
miharihary |
Past : |
niharihary |
Future : |
hiharihary |
Imperative : |
mihariharia |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|