Entry (1/2) | 1 mikarantsana |
Root | 2 karantsana |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira 5 Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny [1.1] |
Explanations in English |
6 to sound loudly, to clang [1.7] |
Explanations in French |
7 résonner, être sonore [1.8] |
Vocabulary |
8 Sound |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mikarantsàna |
Root | 14 karantsana |
Part of speech | 15 imperative of active verb mikarantsana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 ikarantsanam, mikarantsàna, mikarantsana, namarantsika |
Updated on 2023/01/20 |