Entry | mikaretsaka (karetsaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To pass or move rapidly [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Passer rapidement, s'élancer [1.8] | ||||||||
Vocabulary | Motion | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mikaratsake, mikaretsaka |
Updated on 2023/01/20 |