|
|
|
|

Entry1  mikaviavia (kaviavia)
Part of speech  2  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia 4  Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny [1.1#692]
Explanations in English  5  to seek to do something unseemly [1.2#241]
Examples  6  Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy. [1.369#]
7  Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528#]
Analogs  8  midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera

Updated on 2023/01/20