Entry | 1 ministera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1][minisiTEra] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana |
Explanations in English |
4 [1.7] a government department or ministry |
Explanations in French |
5 [1.66#764] sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana 6 [1.8] un ministère du gouvernement |
Examples |
7 Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113] 8 Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27] |
Vocabulary |
9 Politique |
Analogs | 10 minisitra |
Compound words |
|
Anagrams | 12 maneritsy, mañeritsy, ministera, mirañitse, simenitra |
Updated on 2020/07/31 |