|
|
|
|

Entry1  miomby (omby)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1]
Examples  5  dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [2.48]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20