|
|
|
|

Entry1  mirazotra
Elementary words  2  mira, zotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE
Explanations in French  5  [1.13] parallèles
Examples  6  mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#]
Vocabulary  7  Mathematics: geometry
Compound words 

Anagrams  13  mirazotra, mirozatra

Updated on 2023/05/18