Entry (1/2) | 1 miredona |
Root | 2 redona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maneno miaraka: Miredona ny konseritra 5 Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra [1.1] |
Examples |
6 Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470] |
Vocabulary |
7 Music: (in general) 8 Sound |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 miredòna |
Root | 14 redona |
Part of speech | 15 imperative of active verb miredona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 iredonam, miredona, miredòna, môderina, noderaim |
Updated on 2023/01/20 |