|
|
|
|

Entry (1/3)1  mivo
Root  2  vovo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity
Explanations in English  5  [1.7] to bark
Explanations in French  6  [1.8] aboyer
Examples  7  Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72]
8  aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#]
9  Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Vocabulary  10  Sound
11  Zoology: (in general)
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :

Entry (2/3)15  mivovo
Root  16  vovo
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  [1.1] manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :

Entry (3/3)22  mivovo
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24  [1.78] [Taisaka] mitsikilo, mitily

Anagrams  25  mivovò, mivovo, vovoim

Updated on 2023/06/13