Entry | mpisolovava | |
Elementary words | mpisolo ; vava | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana [1.1] | |
Explanations in French | Avocat [1.3, 1.5] | |
[ mpisolo vava ] Avocat [1.13] | ||
Examples | Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy.
[2.944] | |
Vocabulary | Law | |
Analogs | solombava ~ solo vava | |
Updated on 2023/09/08 |