Entry |
nendra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1]
|
| Areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13]
|
Explanations in English | The small-pox. See kiria,
lavira. [swa. Ndui.]
[1.2]
|
| Smallpox [1.7]
|
Explanations in French | Petite vérole, variole [1.54]
|
| Variole [1.8, 1.13]
|
Examples | Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
[2.472]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ ~ |
Compound words |
|
Proverbs |
|