Entry | 1 njola |
Part of speech | 2 adjective |
Vocabulary |
3 Health |
Explanations in Malagasy | 4 Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [1.1] |
Explanations in English | 5 squint-eyed. [Malay Juling.] [1.2]6 cross-eyed, squint-eyed [1.7] |
Explanations in French | 7 qui louche [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 gila |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word njola |
Anagrams | 16 lonja, njola |
Updated on 2023/08/15 |