|
|
|
|

Entry1  ondry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
Explanations in English  4  a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2]
5  a sheep [1.7]
Explanations in French  6  mouton [1.54, 1.13]
7  mouton, brebis [1.8]
Vocabulary  8  Zoology: mammals
Analogs  9  ondrikondrika
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word ondry

Anagrams  16  indro, Indro, ondry

Updated on 2023/06/07