Entry | 1 oniversite |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana |
Explanations in English |
4 [1.209] university |
Examples |
5 Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite. [2.356] 6 Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny. [4.27] |
Vocabulary |
7 Education |
Synonyms | 8 anjerimanontolo |
Updated on 2020/07/31 |